Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
ti
fitra
(
ti
fitra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina mitifitra:
Basin-dRakoto no natifiny an' ilay lambo
[
1.1
]
Ce qui sert à tirer un coup de fusil
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atifitra
, atifitro, atifitrao, atifiny, atifitsika, atifitray, atifitrareo, atifitr', atifi-, atifitry
Ny lasa :
natifitra, natifitro, natifitrao, natifiny, natifitsika, natifitray, natifitrareo, natifitr', natifi-, natifitry
Ny hoavy :
hatifitra, hatifitro, hatifitrao, hatifiny, hatifitsika, hatifitray, hatifitrareo, hatifitr', hatifi-, hatifitry
Filaza mandidy :
ati
fi
ro
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20