| Teny iditra | tifitra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famelezana amin' ny basy; fandefasana zavatra hahavoa ny hafa; fikendrena [1.1] | ||
| Shooting [1.7] | ||
| Action de tirer [1.8] | ||
| Ohatra | Ampahan-tsegondra taorian' izay, velona ny tifitra.
[2.472] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2017/07/01 |
|