Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
to
dika
(
to
dika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina milaza ny maso na ny loha ahodina mba hankany amin-javatra na olona eo anindrana na any ivoho:
Aza atodika any ny lohanao
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atodika
, atodiko, atodikao, atodiny, atoditsika, atodikay, atodikareo, atodik', atodi-
Ny lasa :
natodika, natodiko, natodikao, natodiny, natoditsika, natodikay, natodikareo, natodik', natodi-
Ny hoavy :
hatodika, hatodiko, hatodikao, hatodiny, hatoditsika, hatodikay, hatodikareo, hatodik', hatodi-
Filaza mandidy :
atodiho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20