| Teny iditra | todika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hodina, fijerena na fanodinana ny loha eo anindrana na any aoriana; herika. [1.1] | ||
| Action de tourner la tête, de revenir vers [1.3] | ||
| Orientation, sens, direction, référence [1.13] | ||
| Ohatra | Tongilangilana ravin'ovy / todika ravin'ampaly / tsingilangilao tsara ny faka zanak'olona / fa aza atao sesibe toa fotaka / ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra / ka mainka fa izaho zanak'olona
[2.131] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25 |
|