| Teny iditra | atondro (tondro) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-manondro: Aza ny fanondroadala no atondro zavatra rehefa manondro Atodika: Aza atondronao atỳ iny basy iny sao lasa tampoka eo ny vala [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|