|
|
|
|

Teny iditra tondro
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] fanondro [1.78]
 Fanondro: Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe no atao hoe Tondro
Fanondroana: Mahasosotra ahy loatra izay tondro molotra nanaovany ahy izay [1.1]
 The pointer finger [1.7]
 L'index
Action d'indiquer avec le doigt [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Doigt, orteil [1.405]
Voambolana 
Ohatra Tondro belaka tondro vaventy
raha ny mpangalatra no handray tanana anao
atsipazo toa fatim-biby
tondro belaka tondro vaventy
raha ny tsara fanahy kosa no manolo-tanana anao
ataovy diavolan-tanteraka ny kibo
[2.131]
Sampanteny 

Teny iditra tondro
Sokajin-teny anarana
 Caractéristique; flèche, indicateur, extrémité, vecteur [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08