|
|
|
|

Teny iditra atopazy (topy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atopy [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]
Ohatra 
1Atopazy manodidina ny masonao ka jereo! [2.996]
2dia vonoy ny ondrilahy, ka tantazo ny ràny, dia atopazy manodidina amin' ny lafin' ny alitara; [2.996]
Tovy hevitra atopazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17