|
|
|
|

Teny iditra atoroy (toro)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atoro [Fitanisana]
Ohatra 
1Atoroy ahy ny trano hovidinareo izany [1.1]
2Atoroy izay tokony hataony izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17