|
|
|
|

Teny iditra toro
Sokajin-teny anarana
 Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, toro-hevitra [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra tôro
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava-Mayotte] Sommeil [1.405]
Tovy hevitra tôromaso

Teny iditra toro
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taisaka] Maty: Toro izy [1.78]
 Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako voakaton' ny varavarana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20