|
|
|
|

Teny iditra avena (vena)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Arona, araika, atongilana [1.1]
 à incliner, qu'on incline [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avena
Ny lasa : navena
Ny hoavy : havena
Filaza mandidy : aveno

Teny iditra Avena
Sokajin-teny anarana
 Avena sativa : varintsoavaly
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15