|
|
|
|

Teny iditra vena
Sokajin-teny anarana
 Rona, fihilanana, firaikana [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra vena
Sokajin-teny anarana
 Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra lalan-dra ~ mpamerin-dra
Ny fihaviany Fanazavàna teny anglisy: vein (a). Fanazavàna teny frantsay: veine.

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08