| Teny iditra | avohitra (vohitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Abontsina Atao mivohitra, misongadina (azo lazaina ho teny nampiasaina vao haingana amin' io hevitra io, fa ny mahazatra kokoa dia ny hoe asongadina, anterina) [1.1] | |||||||||
| Avec quoi on fait renfler [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|