| Teny iditra | vohitra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Havoana Tanàna kely: "Mijojo mipatraka ny oram-baventy ~ Mandena ny vohitra sy ny tanety" [1.1] | |||||
| A hill A village (formerly situated on a hill) [1.7] | |||||
| élévation, colline Ville, village, hameau, maison avec enclos [1.3] | |||||
| Colline, montagne Village (situé sur la colline autrefois) [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra | Tsy ela dia niakatra ilay vohitra misy azy rehetra.
[2.470] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: vohitra ao amin' ny Baiboly (=> tanàna) | ||||
| Sary |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |
|