|
|
|
|

Teny iditra avo ranjanana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny avo, ranjanana
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: lava
Ohatra 
1Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [2.472]
2ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16