|
|
|
|

Teny iditra baka
Sokajin-teny mpamaritra
  [Betsimisaraka] Mivelatra [1.78]
 Enti-milaza ny tandrok' omby misamaka, izany hoe mivelatra mifanalavitra, mihataka (mifan: kirongo)
Ny fisarahan' ny zavatra iray toerana na mizara roa misy elanelana lavitra
Fitenenana: Raha baka mahay misisika (na mihorirana) ianao, izaho kirongo tsy azo idirana: teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina. / Fitenenana mitovy hevitra: Raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho [1.1]
 Branching out into two parts, having horns diverging in the form of a V. [1.2]
 Divergent en forme de V [1.3]
Tovy hevitra lily
Tohi-kevitra 
Tsanganana sy sary iray takila Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Teny iditra baka
Sokajin-teny tenim-piontanana [Fitanisana]
 An expletive used in certain provinces. [1.2]

Teny iditra baka
Sokajin-teny anarana
  [Tanala] "tronc" de bananier
Parfois employé par des devins-guérisseurs pour désigner une extrémité d'inflorescence de bananier tombée à terre (ambika akondro nihintsaña) [1.6]
  [Sakalava] (de baka : divergent comme les deux branches de la lettre V) Nom donné à plusieurs Apocynaceae dont les fruits sont composés de deux péricarpes divergents. C'est aussi le nom d'un ody ratsy (charme malfaisant) préparé à partir de ces plantes en vue d'empoisonnements criminels. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra baka
Sokajin-teny anarana
 (abréviation de bakalorea) baccal [...] [tohiny 1.5]

Teny iditra baka
Sokajin-teny anarana
 [French bac] a ferry [1.7]
 [français bac] bac [1.8]
 Bateau de transbordement, bac [1.5]
Sary 

Teny iditra baka
Sokajin-teny anarana
 Tavy [1.13]
 Récipient [1.13]

Teny iditra baka
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Détendu, désserré [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/08