| Teny iditra |
bandro
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Jiolahy, mpangalatra sy mpandroba
[1.1]
|
| Ohatra | Nanambady zazavavy iray hanao izay sitrako sy heveriko ho tsara aho, fa tsy hanao ny sitrapon-dray aman-dreniny, ka hitafa amin' ny bandro sy ny vehivavy janga!
[2.5]
|
|
| Teny iditra |
bandro
|
| Sokajin-teny | anarana
|
/m:hyperonym>
| | [Sihanaka]
Gidro [1.78]
|
| | Lake Alaotra bamboo lemur, alaotran gentle lemur (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
|
| | [Tankarana]
Espèce de lémurien minuscule. [1.19]
|
| | Hapalémur du lac Alaotra (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Hapalemur griseus |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|