Teny iditra zazavavindrano (zaza, vavy, rano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova? [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [Randriamamonjy: Tantara]

Teny iditra Zazavavindrano
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Fandikana frantsay roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel [Ranaivoson 2004]
Mpanoratra Andriamalala Emilson Daniel, 1945
Fanontana 1972. Librairie Mixte. Ambainy: 12cm. Haavony: 17cm. Takila: 143.
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31