|
|
|
|

Teny iditra banjina
Sokajin-teny anarana
 Fijerena mifantoka tsara amin' izay jerena; filerana tsara maharitra, tsy mipy; fijerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra. [1.1]
  eritra, jeriana, and tsendrina, are all used in the provinces for banjina. See dinika, harika, vandrina, vandravandra [1.2]
 Regard attentif, considération [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2014/08/01