| Teny iditra |
mibanjina
(banjina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany [1.1]
|
| | To stare at, to look intently at [1.2, 1.7]
|
| | Contempler [1.3, 1.8]
|
| | Regarder [1.3]
|
| | Regarder fixement [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy.
[2.324]
|
| 2 | -- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana.
[2.470]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mibanjina |
| Ny lasa : |
nibanjina |
| Ny hoavy : |
hibanjina |
| Filaza mandidy : |
mibanjìna |
|
|
| Teny iditra |
mibanjìna
(banjina)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibanjina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|