| Teny iditra |
baràka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Taisaka, Tambahoaka, Tanala]
Voninahitra [1.78]
|
| | [Taisaka]
Hasina [1.78]
|
| | [Tanala]
Haja [1.78]
|
| | Voninahitra [1.1, 1.62]
|
| | Boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62]
|
| | Honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and
ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.]
[1.2]
|
| | Honneur, réputation [1.3]
|
| | [Taisaka]
Honneur [1.82]
|
| Ohatra | Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo
[1.1]
|
|
| Teny iditra |
baràka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62]
|
|
| Teny iditra |
baraka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13]
|
| | Hymen [1.13]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
baraka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Betsimisaraka, Sihanaka]
Henatra [1.78]
|
|
| Teny iditra |
baraka
|
| Sokajin-teny | tambinteny
|
| | [Betsimisaraka]
Hatramin' [1.78]
|
|
| Teny iditra |
Baraka
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
| | Baraka [2.996]
|
| | Barak [2.996]
|
| | Baraq [2.996]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Ary nantsoin'i Baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly;
[2.996]
|
| Lahatsoratra |
|
| Teny iditra |
Barakà
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
| | Berachah [2.996]
|
| | Beraka [2.996]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|