Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
bat
ai
na
(
ba
ta
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Aingaina amin' ny tanana:
Tsy zaka bataina io vata io
[
1.1
]
To be lifted, to be raised, to be carried.
[
1.2
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
bataina
, bataiko, batainao, batainy, bataintsika, batainay, batainareo, batain', batain-, bataim-, batai-
Ny lasa :
nobataina, nobataiko, nobatainao, nobatainy, nobataintsika, nobatainay, nobatainareo, nobatain', nobatain-, nobataim-, nobatai-
Ny hoavy :
hobataina, hobataiko, hobatainao, hobatainy, hobataintsika, hobatainay, hobatainareo, hobatain', hobatain-, hobataim-, hobatai-
Filaza mandidy :
batao
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20