| Teny iditra | -bata | |
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vata | |
| Ohatra | Ny vola am-bata dia aoka fotsiny
[1.280] | |
| Teny iditra | -bata- | |
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vatana | |
| Teny iditra | bata | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Enti-milaza fanaingana zavatra amin' ny tanana [1.1] | ||
| [1.2] | ||
| Action de porter sur les mains, à la main, de soulever avec les mains [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | bata | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Sambomandry, sakamandimby [1.13] | ||
| Poutre [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/10 |
|