|
|
|
|

Teny iditra -bay
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vay

Teny iditra bay
Sokajin-teny anarana
  [Bara, Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tanala, Tanosy] vay [1.78]
  [Bara, Sihanaka, Tanala, Tanosy] fery [1.78]
  [Provincial] A wound, a hurt, a boil. See fery, and vay [1.2]
  [Provincial] For vay [1.7]
  [Taisaka] Plaie [1.82]
  [Provincial] Pour vay [1.8]
Voambolana 
Ohatra Ñy bay afake diakoa tsy naharare (Rehefa sitrana ny vay hoatra ny tsy naharary) [1.78]
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  animbay

Teny iditra bay
Sokajin-teny anarana
  [Provincial] A grandfather or grandmother [1.2]
Voambolana 

Teny iditra bay
Sokajin-teny anarana
  helo-drano [1.17]
Voambolana 

Teny iditra bay
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To bay : mivovò [1.17]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09