| Teny iditra | helodrano | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | heloka, rano | |
| Fivilian-drano izay toa iangonan' ny rano noho ny toerana tsy mahitsy (helo-drano) ilazana ny rano mitsopaka any afovoan' ny tany izay lalovan' ny ony [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/01/07 |
|