| Teny iditra | Betsileo | ||||
| Sokajin-teny | anaram-poko | ||||
| Singan-teny | be, tsy, leo | ||||
| Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [1.1] | |||||
| A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [1.2] | |||||
| Nom d'une population du centre sud de Ma [...] [tohiny 1.5] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
|