| Teny iditra | bibibiby (biby) | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra: Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika [1.1] | |||||
| Jereo bibibibin' olona [1.78] | |||||
| Brutal, obstinate [1.2] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/09/21 |
|