|
|
|
|

Teny iditra biby
Sokajin-teny anarana
 Anarana ilazana ny zavamananaina tsy manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny biby manampy betsaka ny olombelona [1.1]
 Teny ilazana ireo biby ao amin'ny faritra lehibe iray [1.13]
 An animal [1.2, 1.7]
 An insect [1.2]
 Nom générique des animaux [1.3]
 Animal [1.8]
 Faune [1.13]
  [Sakalava-Mayotte] Insecte [1.405]
Voambolana 
Ohatra 
1Do no anaran' io biby io atý [2.69]
2Matory avokoa ny biby isan-toko. [1.234]
3Lasa ny fisainana mandinika ireto biby marobe atao fampisehoana. [2.356]
Sampanteny 

Teny iditra biby
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] angatra [1.78]
 Something extraordinary [1.2]
Voambolana 

Teny iditra biby
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza toetra ambany sy maharikoriko: Biby marina raha i Néron fa ny reny niteraka azy no nde halentiny any anaty rano [1.1]
 Fig. sensual. Beastly. [1.2]
 Qui ne craint rien, ne respecte rien, bestial [1.3]

Teny iditra biby
Sokajin-teny anarana
  [Provincial] In some provinces it is used in speaking of the petty king, and in others of the wives of such [Swa. Biby, my lady, my mistress.] [1.2]
  [Merina] Used of children in Imerina [1.2]

Teny iditra biby
Sokajin-teny anarana
  [Vezo] Affreux, énorme, grand, nombreux [1.68]
Tovy hevitra bibike

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19