|
|
|
|

Teny iditra bibiolona
Sokajin-teny anarana
Singan-teny biby, olona
 Biby miendrik' olona na biby ninoana ho nidiran' ny ambiroan' olona efa maty [1.1]
Ohatra 
1Mbola niseho nampitahotra ahy teny indray ilay bibiolona mahatsiravina. [2.895]
2Tsy songomby na bibiolona velively izy ireny araka ny filazan'ny olona. [2.117]
Mpanahaka  biby olona ~ bibin' olona ~ olona biby

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17