| Teny iditra | binata (bata) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako [1.1] | |||||||
| [passive with infix] [1.2] | |||||||
| Porté, soulevé [1.3] | |||||||
| Ohatra | Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko.
[2.643] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voabata | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |
|