| Teny iditra | bingo | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Bila, filaza indrindra amin' ny tongotra; ny olona bingo dia manana tongotra tsy mba mahitsy fijoro fa somary mibaraingo toa miditra (mifanohitra aminy: tsivaka) [1.1] | ||
| Bow-legged [1.2, 1.7] | ||
| Bandy-legged, crooked in the knees or joints. [Mal. Bengok, crooked.] [1.2] | ||
| Bancal [1.3, 1.8, 1.13] | ||
| Tordu [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Tohi-kevitra | tsivaka | |
| Mpanahaka | biko | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |
|