| Teny iditra | tsivaka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Ilazana ny olona izay mivoaka ny tongony, ka saika miady mihitsy ny lohaliny (mifanohitra amin' ny bingo, izay miditra kosa ny tongony, fa mivoaka mibaraingo ny lohaliny) [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|