|
|
|
|

Teny iditra -bitro
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vitro

Teny iditra bitro
Sokajin-teny anarana
 Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry. [1.1]
 A rabbit [1.2, 1.7]
 A hare [1.7]
 Lapin [1.3, 1.54, 1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1niompy bitro vavy bevoka, natao mba hahazoam-bola. [2.59]
2Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry. [2.649]
Tovy hevitra rabitro
Ny fihaviany Fanazavàna teny anglisy: rabbit.

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/18