|
|
|
|

Teny iditra bokaboka (boka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Misy mivontovonto kely na mivotrovotro: Toa bokaboka itỳ voankazo itỳ izany ka tsy tiako [1.1]
 Insipid. (Prov.) [1.2]
  [Merina] Se dit notamment des cannes à sucre mal venues, dont les noeuds sont trop rapprochés. Qualificatif également donné, de façon général, aux tiges très noueuses. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra bokaboka
Sokajin-teny mpamaritra
  [Tanosy] Marimaritra, tsy mafana tsy mangatsiaka [1.78]

Teny iditra bokaboka
Sokajin-teny anarana
 The small knots in thread or yarn badly spun. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20