|
|
|
|

Teny iditra boka
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Aretina mandrakotra fery mirofotra ny tena manontolo, manombaka amin'ny tanana sy ny tongotra. (Amin'io hevitra io anefa, dia ny teny habokana no mazàna ampiaisaina, fa ny hoe boka dia enti-milaza ny olona mararin'io aretina io, izay atao hoe marary hoditra): Maro ankehitriny ny trano itsaboana ny boka. [1.1]
 A leper
Scabby, as applied to sheep and the bark of trees, etc. [1.2, 1.7]
 Leprosy [Arab bahak ?] [1.2]
 Lépreux [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]
  [Tanala] Lèpre [1.6]
 Leprakranke
Leprakrank [1.56]
 Lebbroso [1.18]
Voambolana 
Ohatra 
1Nivikiviky ery ny famindrany fa hay tsy boka akory, fa nody boka fotsiny! [2.499]
2Raha boka mbola tsy mondry fa mbola matevitevina ny tarehy ny, asiana famalanam-boka [2.48]
Sampanteny 
Lahatsoratra 
Habaka World Health Organization: Leprosy (http://www.who.int/lep/index.html)

Teny iditra boka
Sokajin-teny mpamaritra
  [Provincial] Exhausted, spent, spoiled, worn out, tasteless, insipid, unsavoury; proved to be false; to have lost one's title, position, or honour [1.2]
 Qu’on déprécie, qu’on avilit, qu’on vilipende [1.3]

Teny iditra boka
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Ny atin'ny voan'ny lombiry fanao amin'ny zanatsirika [1.1]

Teny iditra boka
Sokajin-teny mpamaritra
  [Bara] Matsatso, kivy [1.78]
  [Tanosy] Matsatso [1.78]
  [Tankarana] Saumâtre (eau) ; douce (eau). [1.19]
  [Sakalava] Ce mot a aussi le sens de fade, sans goût. Revoir à la lumière de ces deux significations, les mots boka à bokavavy dans la première partie. [1.196]

Teny iditra boka
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Tandroka tsentsenana volovolon-javatra na vovo-kazo atao fandrehetana paik'afo [1.1]
 Vohavoha azo avy amin'ny vatan'akondro [1.13]
  bokaka [1.2]
 Amadou tiré du bananier [1.13]
Teny iditra boka
Sokajin-teny anarana
 (de l'adjectif boka : rugueux, pourvu d'aspérités, quand il s'agit des plantes ; le même mot veut dire lépreux quand il s'agit de l'homme). Nom donné à diverses plantes ayant des tiges ou des fruits verruqueux ; ainsi qu'à d'autres plantes dont les fruits adhèrent facilement aux vêtements par leurs aspérités. Ce sont surtout : 1. (sak.) Marsdenia verrucosa Decne. (Apocynaceae) souvent distingué sous le nom de bokabe ci-dessous.
[Mahafaly] Calopyxis eriantha Tul. (Combretaceae).
[Tanosy] Heteropogon contortus (L.) P. Beauv. ex Roem. & Schult. (Poaceae). [1.196]
  [Taifasy] (Nom des plantes dont les fruits sont cloisonnés, les graines séparées par des cloisons ; notion d'isolement). D'après J. M. Estrade, le Tromba (1977) p. 157, on porte de tels fruits sur soi lorsqu'on veut éviter d'être recruté comme soldat. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra boka
Sokajin-teny anarana
  [Masikoro] Ahitra [2.606]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21