| Teny iditra |
bokaka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Ditin' akondro mora mirehitra raha vao maharay tselatr' afo avy amin' ny vato kapaika izay nampifampikasohina [1.1]
|
| | Vohavoha azo avy amin'ny vatan'akondro [1.13]
|
| | Tinder made of fibres of the banana. (Prov.) [1.2]
|
| | Amadou tiré du bananier [1.13]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
bokaka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Sakalava]
Pentopetia alba Jum. & H. Perrier (Apocynaceae). Décoction réputée tonique et collagogue. Administrée dans les maladies de foie.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Pentopetia alba |
|
| Teny iditra |
bokaka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tankarana]
Butte de terre. [1.19]
|
|