|
|
|
|

Teny iditra bolidy
Sokajin-teny anarana
 Fialana, fandosirana tsy hanao adidy; fiporitsahana, fihatahana [1.1]
 Concealment, concealing one's self so as to avoid paying a debt, skulking about. [1.2]
 Action de s'esquiver, de faire l'école buissonnière [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra bolidilidy

Teny iditra bolidy
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (Lam.) Poir.(Convolvulaceae). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Ipomoea batatas

Nohavaozina tamin' ny 2020/02/04