| Teny iditra | mibolidy (bolidy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitsoaka mandositra Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|