| Teny iditra | bonoraka (boraka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voaboraka, borahina, vahana: Nobonoraka ny entany ka inona no tao hoy ianao ? Vato kely Aposaka, ambara, aseho: Nobonorany tamiko ny tao am-pony [1.1] | |||||||
| [passive with infix] [1.2] | |||||||
| Qu'on a défait, déballé, manifesté [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voaboraka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|