|
|
|
|

Teny iditra voaboraka (boraka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
  [1.1]
 Qu'on a défait, déballé, manifesté [1.3]
Ohatra Rehefa voaboraka antsipiriany io anton' ny raharaha atao io, dia manome lalana ny Mpamaly Kabary ny Mpamaky kabary: ohabolana no ampiasainy eo, dia miala izy. [2.245]
Tovy hevitra bonoraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20