| Teny iditra | boredika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny Teny tsy fantatra, teny baiko. [1.1] | ||
| Ohatra | Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika?
[2.643] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/04/13 |
|