| Teny iditra | miboredika (boredika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miteny an-kisesy ka tsy azo izay lazaina: Tsy mety fa miboredika foana io zaza io rehefa adinina fianarana Miteny amin' ny fiteny vahiny: Niboredika tamin' ny teny anglisy ry zalahy ka tsy azoko [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|