|
|
|
|

Teny iditra boribory (bory)
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-milaza vaingan-javatra tsy misy zoronjorony na lavany sy sakany fa toy ny laoranjy na ny baolina: Boribory ny kanety ilalaovan' ny ankizy [1.1]
 Round, spherical [1.2, 1.7]
 Sphérique, rond [1.3, 1.8]
 (du malais bulat) Rond ou sphérique ; hazo boribory : bois rond, rondin. On dit par contre, bongo, haro bongo quand il s'agit d'un arbre vivant, de forme arrondie. [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Vato boribory (Pierre ronde) [1.3]
2Boribory ny tany [2.499]
3Ary nisy filanjana volamena boribory misy voromahery volamena ao antampony [2.48]
Sampanteny 

Teny iditra boribory
Sokajin-teny mpamaritra
 Obstinate [1.2, 1.7]
 Stubborn [1.2]
 Violent, injuste [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08