|
|
|
|

Teny iditra -bory
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vory

Teny iditra bory
Sokajin-teny mpamaritra
  [Merina] Anarana ilazana karazan' omby tsy misy tandroka na zara fa misy, ka ny fiantso azy matetika dia hoe omby bory. [1.1]
 Round; cropped, shortened [1.7]
  [Taisaka] Sans rien qui dépasse, rasé (en parlant de la tête) [1.82]
 Rond; écourté [1.8]

Teny iditra bory
Sokajin-teny anarana
 Serpe [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra antsy lava

Teny iditra bory
Sokajin-teny mpamaritra
  [Tankarana] Gratis, sans raison. [1.19]

Teny iditra bory
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taisaka] Fohy kely [1.78]

Teny iditra bory
Sokajin-teny anarana
  [Merina] (du malais burit) Se dit d'un arbre élagué de ses branches, taillé en tête de saule. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08