|
|
|
|

Teny iditra vory
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
 Tonga miaraka eo amin' ny toerana iray: Efa vory ny mpianatra ka mitenena ianao
Voangona: Be ihany ny vola vorintsika omaly. [1.1]
 Collected [1.2, 1.7]
 Assembled, gathered together [1.2]
 Gathered [1.7]
 Rassemblé [1.3]
 Ramassé, réuni [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Vetivety dia vory lanona izahay. [2.643]
2Koa vory eto hianareo : inona no hevitrareo? [2.113]
3Tsy ho-lazaina ny hamaroan' ny vahoaka vory; [2.587]
4Vory maro dia maro ny tovolahy sy ny tovovavy. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vory, voriko, vorinao, voriny, vorintsika, vorinay, vorinareo, vorin', vorin-, vorim-
Ny lasa : vory, voriko, vorinao, voriny, vorintsika, vorinay, vorinareo, vorin', vorin-, vorim-
Ny hoavy : ho vory, ho voriko, ho vorinao, ho voriny, ho vorintsika, ho vorinay, ho vorinareo, ho vorin', ho vorin-, ho vorim-
Sampanteny 

Teny iditra vory
Sokajin-teny mpamaritra
  [1.1]
 Round, circular, globular, obstinate, stubborn
Figuratively: obstinate, stubborn [1.2]
 Circulaire, rond, ovale [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra vory
Sokajin-teny mpamaritra
 Manao faribolana: Tsipika vorivory [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra vorivory

Teny iditra vory
Sokajin-teny anarana
 Roatra: Vorin-tsavony; vorin-dabiera [1.1]
 Froth, foam [1.2, 1.7]
 écume, mousse [1.3, 1.8, 1.196]
 Bave écumante [1.3]
 Bave [1.8, 1.196]
Sampanteny 

Teny iditra vory
Sokajin-teny anarana
 A gun charge [1.2]

Teny iditra vory
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] (de vory (adjectif ) : rond, sphérique ; allusion à la forme des fruits). Brochoneura vouri (Baill.) Warb. (Myristicaceae). Les fruits de la taille d'une pomme, fournissent un beurre parfumé. Cette matière grasse sert d'onguent pour l'entretien de la peau, son odeur très agréable, rappelle celle de la noix-muscade [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Brochoneura vouri

Teny iditra vory
Sokajin-teny anarana
  [Bara, Sakalava] (ou vore (orthographe de Grevé) (de la racine vory : rassemblés ; allusion aux fruits rassemblés en un syncarpe sphérique). Chlorophora greveana (Baill.) Leandri (Moraceae). Arbre à tronc droit lisse, laissant écouler un latex blanc. La décoction des écorces est utilisée comme vermifuge d'après Debray [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Chlorophora greveana

Teny iditra vory
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] (de vory : bave, écume ; allusion à la saveur très amère). Strychnos bifurcata Leeuwenb.(Loganiaceae). Réf. Service Forestier 12851. Petit arbre, riche en alcaloïdes dans toutes ses parties. Réputé très toxique. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Strychnos bifurcata

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14