|
|
|
|

Teny iditra boty
Sokajin-teny anarana
 Lalana tery [1.1]

Teny iditra boty
Sokajin-teny mpamaritra
 Kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty [1.1]

Teny iditra bôty
Sokajin-teny mpamaritra
  [Bezanozano] Mahantra, ory, botry [1.78]

Teny iditra boty
Sokajin-teny anarana
 Iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny)
Amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty. [1.10]
  [Sihanaka] Kamboty [1.78]
  [Tankarana] Orphelin
Veau pour sacrifice [1.19]
Sampanteny 
Tovy hevitra bôty

Teny iditra boty
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] Votsy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10