|
|
|
|

Teny iditra bozaka aman' ahitra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny bozaka, amana, ahitra
 Enti-milaza ny vahoaka ankapobeny; ny zaza amam-behivavy, ny sarambabem-bahoaka, izay atao koa hoe valala tsy mandady harona
Ny valalatsimandadiharona, ny valalabemandry, ny sarambabembahoaka, ny sarambaben' ny kintana, ny vodiahitrarivo [1.1]
 The common people, the multitude, the mob, the rabble [1.2]
 Worthless [1.7]
 Sans valeur (se dit d'un individu) [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16