| Teny iditra | C
![]() | ||
| Sokajin-teny | |||
| Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1] | |||
| Mpanahaka | abidỳ ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny abidia | ||
| Sary |
| ||
| Teny iditra | C c
![]() | ||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||
| Marika romana izay milaza ny isa 100 [3.1] | |||
| Voambolana | |||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | ||
| Teny iditra | c
![]() | ||
| Sokajin-teny | anarana (eva) | ||
| Ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina). [3.1] | |||
| Voambolana | |||
| Teny iditra | C
![]() | ||
| Sokajin-teny | anarana (eva) | ||
| dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | |||
| Carbon [3.1] | |||
| Carbone [3.1] | |||
| Voambolana | |||
| Tsanganana sy sary iray takila | Fisokajiana miherina | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21 |
|