| Teny iditra | karbônina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin' ny zavaboary, na amin' ny endrika tsy miharo amin-javatra hafa (toy ny diamondra), na mifangaro amin' ny zavatra hafa (toy ny arintany) [1.1] | ||
| Carbone [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: carbone. | |
| Mpanahaka | C | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |
|