|
|
|
|

Teny iditra C
Sokajin-teny 
 Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1]
Mpanahaka  abidỳ ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Sary 

Teny iditra C      c
Sokajin-teny mpamaritra
 Marika romana izay milaza ny isa 100 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Teny iditra c
Sokajin-teny anarana (eva)
 Ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina). [3.1]
Voambolana 

Teny iditra C
Sokajin-teny anarana (eva)
  dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
 Carbon [3.1]
 Carbone [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21