| Teny iditra | dabofana (daboka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Velezina, kapohina, tontaina: Maditra loatra io zaza io ka aoka hodabofan-drainy any [1.1] | |||||||||
| Qu'on bat, qu'on frappe [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | dabohana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|